FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/93 p. 3
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1994
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1992
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
km 3/93 p. 3

Vaovao Teokratika

Guyane française: Ny filazana asa tamin’ny Oktobra dia mampiseho ny tampon’isa faha-15 nisesy tamin’ny mpitory 948. Nandany 15,1 ora tamin’ny antsalany teo amin’ny asa fanompoana ireo mpitory ireo.

Hong Kong: Nisy tampon’isa vaovao tratra tamin’ny Oktobra tamin’ny mpitory 2 704. Mahafinaritra ny mahita fa nitarika fampianarana Baiboly 4 043 izy ireo.

Jamaika: Vita tamin’ny 7 Novambra 1992 ny fitokanana ny Efitrano Fanaovana Fivoriambe voalohany any Jamaika, ka 4 469 no nanatrika izany.

Madagasikara: 10 694 no nanatrika ireo Fivoriamben’ny Distrika “Ireo Mpitondra Fahazavana” dimy, ka 241 no natao batisa tamin’izany. Avo roa heny noho ny tampon’isan’ny mpitory 4 542 izany isan’ny mpanatrika izany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara