Zavatra Vita An-tsoratra Vaovao Azo Raisina
◼ Zavatra Vita An-tsoratra Vaovao Azo Raisina:
Frantsay: Annuaire 1993 amin’ny sarany 1 500 FMG (1 000 FMG no haloan’ny mpisava lalana). FANAMARIHANA: Koa satria tratra aoriana itỳ fanamarihana itỳ, dia hafaro haingana araka izay azo atao aza fady ny Annuaire 1993. Raha toa ao aminareo ka misy mpisava lalana mahay miteny frantsay, izay nanomboka niasa talohan’ny 1 May 1993, dia afaka mahazo boky iray mamaimpoana izy ireo. Lazao ao amin’ny Taratasy Fanafarana Zavatra Vita An-tsoratra (S-AB-14-MG), eo amin’ny andalana mitokana aza fady hoe, firy ny isan’ny boky omena maimaimpoana ireo mpisava lalana ilainareo. Tokony hampiarahana amin’ny Taratasy Fanafarana (S-AB-14) ny S-20 sy ny vola (afa-tsy ny amin’ireo boky omena maimaimpoana ireo mpisava lalana). Les Témoins de Jéhovah — Prédicateurs du Royaume de Dieu, amin’ny sarany 15 200 FMG (11 400 FMG no haloan’ny mpisava lalana); Connaîtrons-nous un jour un monde sans guerre?, amin’ny sarany 300 FMG (200 FMG no haloan’ny mpisava lalana); Quel est le but de la vie? — Comment le découvrir?, amin’ny sarany 300 FMG (200 FMG no haloan’ny mpisava lalana); De l’aide pour les déprimés (T-20); Une vie de famille agréable (T-21), Qui domine vraiment le monde? (T-22), amin’ny sarany 10 000 FMG ny taratasy mivalona 1 000; vidéocassette: Les Témoins de Jéhovah: un nom, une organisation amin’ny sarany 27 510 FMG (22 760 FMG no haloan’ny mpisava lalana).
Malagasy: Tafaray ao Amin’ny Fanompoam-pivavahana Amin’ilay Hany Andriamanitra Marina, amin’ny sarany 1 000 FMG (750 FMG no haloan’ny mpisava lalana); Manontany ny Tanora — Valiny Mandaitra, amin’ny sarany 1 500 FMG (1 000 FMG no haloan’ny mpisava lalana); Hisy Tontolo Iray Tsy Hisian’ny Ady ve Indray Andro Any?, amin’ny sarany 300 FMG (200 FMG no haloan’ny mpisava lalana); Inona no Zava-kendren’ny Fiainana? Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io?, amin’ny sarany 300 FMG (200 FMG no haloan’ny mpisava lalana); Fampiononana ho An’ireo Ketraka (T-20), Ankafizo ny Fiainam-pianakaviana (T-21), Iza Marina no Manapaka Ity Tontolo Ity? (T-22), amin’ny sarany 10 000 FMG ny taratasy mivalona 1 000.
FANAMARIHANA: Rehefa misy fampandrenesana ato amin’ny Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana ny amin’ny zavatra vita an-tsoratra, na fampandrenesana ny amin’ny fiovan’ny sarany, dia mariho amin’ny Lisitr’ireo Zavatra Vita An-tsoratra (S-AB-15-MG) anananareo any amin’ny kongregasiona aza fady ireo fiovana ilaina. Amin’izay ny Lisitra anananareo dia tsy ho lany andro.