FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/98 p. 7
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
km 7/98 p. 7

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Jolay sy Aogositra: Na iza na iza amin’ireto bokikely 32 pejy ireto: Inona no zava-kendren’ny Fiainana? — Ahoana no Mety Hahitanao Azy Io?, Mifalia Amin’ny Fiainana eto An-tany Mandrakizay, Ny Fitondram-panjakana Izay Hitondra ny Paradisa, Rehefa Nody Mandry ny Olona Iray Tianao, Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra?, Tokony Hino ny Trinite ve Ianao? Ny bokikely Boky Iray ho An’ny Olona Rehetra, Hisy Tontolo Iray Tsy Hisian’ny Ady ve Indray Andro Any?, Nos problèmes — Qui nous aidera à les résoudre?, ary Ny Fanahin’ireo Maty — Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve izy Ireo? dia azo atolotra, rehefa mifanentana amin’ny toe-javatra. Septambra: Fahalalana Izay Mitarika ho Amin’ny Fiainana Mandrakizay. Oktobra: Famandrihana amin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Rehefa misy fahalianana hita amin’ny fiverenana mitsidika, dia azo atolotra ny famandrihana.

◼ Noho ny fisian’ny faran’ny herinandro dimy feno, dia fotoana tsara ho an’ny maro mba hanaovana ny asan’ny mpisava lalana mpanampy ny volana Aogositra.

◼ Manomboka amin’ny Septambra, ny mpiandraikitra ny fizaran-tany dia hanao ilay lahateny ampahibemaso mitondra ny lohateny hoe “Miara-mandeha Amin’Andriamanitra ve Ianao?”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara