FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/98 p. 2
  • Vaovao Teokratika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Vaovao Teokratika
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Mitovitovy Aminy
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1991
  • Vaovao Teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Vaovao teokratika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1990
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
km 7/98 p. 2

Vaovao Teokratika

◼ Ireo tany atsy Afrika Andrefana toa an’i Bénin, i Cameroun, i Côte d’Ivoire, i Ghana, i Liberia, ary i Nizeria dia samy nahatratra tampon’isa vaovao teo amin’ny mpitory tamin’ny Febroary.

◼ Mpitsoa-ponenana maro no niverina tany Liberia, ary misy tena hetaheta ny fahamarinana ao amin’io tany io. Ny mpitory nahatratra tampon’isa 2 286 dia nanao tatitra fampianarana Baiboly any an-tokantrano 6 277 tamin’ny Febroary.

◼ Nanana fitomboana 16 isan-jato teo amin’ny isan’ny mpitory i Macao raha oharina amin’ny salanisa tamin’ny taon-dasa, satria 135 no namerina tatitra tamin’ny Febroary.

◼ Samy nanao tatitra ny amin’ny tampon’isa vaovao teo amin’ny isan’ny mpitory ny avy any amin’ny Nosy Salomon, Fidji, Pasifika Atsimo, ary Tahiti, tamin’ny Febroary.

◼ Nahatratra tampon’isa vaovao tamin’ny mpitory 9 484 ny nosy Madagasikara, ka izany dia fitomboana 14 isan-jato raha oharina amin’ny salanisa tamin’ny taon-dasa. Nisy fampianarana Baiboly maherin’ny 20 000 nanaovana tatitra koa tamin’ny Febroary.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara