Fianarana ny Bokin’ny Kôngregasiôna
Fandaharana amin’ny fianaran’ny kôngregasiôna ny boky Ny Baiboly — Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona?
3 Aogositra: Pejy 125*-133
10 Aogositra: Pejy 134-144*
17 Aogositra: Pejy 144*-153#
24 Aogositra: Pejy 153#-161
31 Aogositra: Pejy 162-170*
* Hatreo amin’ny, na manomboka eo amin’ny lohatenikely.
# Hatreo amin’ny, na manomboka eo amin’ny lohatenikely faharoa.