FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/05 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2008
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
km 7/05 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 15 Jona

“Miasa foana isika amin’ny androatokom-piainantsika. Mahafinaritra ny sasany izany, fa mahasorena ny hafa. Ahoana no hevitrao? [Avelao izy hamaly. Vakio avy eo ny Mpitoriteny 2:24.] Afaka manampy antsika hanana fomba fijery voalanjalanja momba ny asa ny Baiboly, ary miresaka izany ity gazety ity. Hazavainy ato koa ny fomba iatrehana ny adin-tsaina vokatry ny asa.”

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jolay

“Angamba ianao mahafantatra olona toa tafita, nefa mahatsapa fa misy zavatra tsy ampy eo amin’ny fiainany. Fantatrao ve hoe inona ilay zavatra tsy ampy tadiaviny? [Avelao izy hamaly. Vakio avy eo ny Matio 5:3.] Miresaka zavatra iray tena ilaina mba hahitana fiadanan-tsaina ity gazety ity. Tsy inona izany fa ny fifandraisana amin’Andriamanitra.”

Mifohaza! 8 Jolay

“Olana lehibe ny tsy fananana asa amin’izao fotoana izao, satria ifandrombahana ny asa. Misy fomba dimy hahitana asa ato amin’ity gazety ity. [Asongadino ireo lohatenikely amin’ny sora-matevina ao amin’ilay lahatsoratra hoe “Fomba Dimy Mora Ahitana Asa.”] Misy soso-kevitra maromaro azo ampiharina koa ato, mba hahatonga anao hateza amin’ny asanao.” Vakio ny Ohabolana 22:29, voasoratra eo amin’ny pejy 10.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara