Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 18 Mey
HERINANDRON’NY 18 MEY
□ Fianarana Baiboly:
lv toko 5 § 1-6, efajoro p. 52, 55
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Eksodosy 30-33
No. 1: Eksodosy 31:1-18
No. 2: Nahoana no Nomena Fahaizana Manasitrana Ireo Kristianina Voalohany? (rs p. 176 § 1-p. 177 § 1)
No. 3: Mahay Misaotra ve Ianao? (lr toko 18)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Tilikambo Mafy ny Anaran’Andriamanitra. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 274, eo ambanin’ilay lohatenikely faharoa.
10 min: Zavatra Telo Tsara Hodinihina Raha Tiana Hahomby ny Fampidiran-dresaka. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Fanjohian-kevitra, pejy 9, fehintsoratra 1. Ataovy fampisehoana, avy eo, ny fomba azo ametrahana ny zavatra hatolotra amin’ny Jona.
10 min: “Omano Tsara ny Fivoriana Momba ny Fanompoana.” Fanontaniana sy valiny.