Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Mey
Nahazo tampon’isa vaovao isika tamin’ny Mey. Nahatratra 23 253 ny mpitory, ary 62 416 ny fampianarana Baiboly. Misaotra noho ny asa mafy nataonareo rehetra. Mazoto mitory ny vaovao tsara foana ianareo ho fankatoavana ny didin’i Kristy Jesosy.