FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/10 p. 4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
km 10/10 p. 4

Fampandrenesana

◼ Oktobra: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Omeo an’ilay taratasy mivalona hoe Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina? ilay olona raha liana, ary miresaha hevitra avy ao. Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly. Novambra: Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly? Desambra: Ilay Lehilahy Niavaka Indrindra Teto An-tany. Ny boky Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe na Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly atolotra, raha misy ankizy ao amin’ilay trano. Janoary: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana azy io ilay olona, dia atolory ny boky Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona?

◼ Zavatra vaovao misy:

Mifohaza! 2009 vita boky anglisy, frantsay

Ny Tilikambo Fiambenana 2009 vita boky anglisy, frantsay

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara