Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 1 Novambra
HERINANDRON’NY 1 NOVAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
cf toko 12 § 15-21, efajoro p. 127
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Tantara 16-20
No. 1: 1 Tantara 17:1-10
No. 2: Manaraka ny Baiboly ve ny Fivavahana Hafa? (rs p. 412 § 1)
No. 3: Ny Fampitandreman’ny Baiboly Momba Ireo Zavatra Tsy Maintsy Andosiran’ny Tena Kristianina
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Miaritra Fitsapana Samihafa Isika. Lahateny miorina amin’ny boky Voalamina (p. 176, feh. 2–p. 178, feh. 2). Asio fanadinadinana fohy: Mpitory iray manazava hoe inona no nanampy azy hazoto amin’ny fanompoana foana na dia marary mafy aza izy.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Miomàna Hanolotra ny Gazety Amin’ny Novambra. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho mandritra ny iray na roa minitra izay raketin’ireo gazety. Mifidiana avy eo lahatsoratra roa na telo, ary anontanio ny mpanatrika hoe inona no fanontaniana sy andinin-teny azo ampiasaina, mifandray amin’ireo lahatsoratra ireo. Ataovy fampisehoana ny fomba azo anolorana ny gazety tsirairay.