Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 8 Novambra
HERINANDRON’NY 8 NOVAMBRA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Tantara 21-25
No. 1: 1 Tantara 22:11-19
No. 2: Inona no Azontsika Atao mba Hitombo Foana ny Fitiavantsika ny Fahamarinana?
No. 3: Ahoana no Ahafahan’ny Vavolombelon’i Jehovah Manazava ny Hevitry ny Baiboly? (rs p. 412 § 2–p. 413 § 2)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana. Ampirisiho ny rehetra hijery ilay DVD hoe Manontany ny Tanora—Inona no Hataoko eo Amin’ny Fiainana?, mba hiomanana ho amin’ny fiaraha-midinika hatao ny herinandro manaraka.
15 min: Mahaiza Mitady Hevitra mba Hitoriana. (Asa. 16:13) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2010 (p. 43, feh. 1-2; p. 59, feh. 2; p. 62, feh. 2–p. 63, feh. 1). Diniho tsirairay ireo, ary asaivo milaza ny zavatra nianarany ny mpanatrika isaky ny vita ny tantara iray.
15 min: “Efa Masaka Hojinjaina ny Vokatra!” Fanontaniana sy valiny.