Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 5 Septambra
HERINANDRON’NY 5 SEPTAMBRA
Hira 75 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 9 § 1-7, efajoro p. 68, 70 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Salamo 119 (10 min.)
No. 1: Salamo 119:49-72 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana ny Soratra Masina no Mampirisika Antsika Hatahotra An’i Jehovah?—Deot. 5:29 (5 min.)
No. 3: Hanangana ny Maty ny Fanjakan’Andriamanitra—rs p. 190 § 1-4 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Inona no Lesona Raisintsika? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao aloha ny mpanatrika hamaky ny Asan’ny Apostoly 5:17-42. Diniho avy eo ny fomba azo ampiharana an’io fitantarana io eo amin’ny fanompoana.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Tokony Hiara-manomana ny Fanompoana ny Mpianakavy. Fanadinadinana sy fampisehoana. Manadinadìna mpivady iray sy fianakaviana hafa misy ankizy. Anontanio izy ireo hoe ahoana no anomanany an’izay holazaina eny amin’ny fanompoana, mandritra ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana. Avy eo, dia asaivo manao fampisehoana fohy ny fianakaviana iray amin’ireo, mba hahitana ny fomba anaovany izany.
Hira 88 sy Vavaka