Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 18 Jona
HERINANDRON’NY 18 JONA
Hira 61 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 22 § 7-14, efajoro p. 174, 177 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Fitomaniana 3-5 (10 min.)
No. 1: Fitomaniana 5:1-22 (4 min. na latsaka)
No. 2: Raha Misy Milaza hoe: ‘Mino An’i Maria Virjiny ve Ianareo?’—rs p. 340 § 2-4 (5 min.)
No. 3: Nahoana Isika no Mino fa avy Amin’ny Herin’ny Fanahy Masina ny Baiboly?—2 Tim. 3:16 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. Valin’ny Fanontanianareo. Lahateny.
10 min: Tadidinao Ve? Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Aprily 2012, pejy 32.
15 min: Sarobidy ny Boky sy ny Gazetintsika. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2012 (p. 92, feh. 1; p. 113; p. 114, feh. 1). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
Hira 24 sy Vavaka