Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 27 Aogositra
HERINANDRON’NY 27 AOGOSITRA
Hira 100 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 25 § 14-21 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ezekiela 35-38 (10 min.)
Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana (20 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. “Fanitsiana ny Fivoriana Andavanandro.” Lahateny. Aorian’ilay lahateny, dia ataovy fampisehoana ilay fomba fitory modely eo amin’ny pejy 4, mba hanombohana fampianarana Baiboly ny asabotsy voalohany amin’ny Septambra.
15 min: Ataovy Mora Azo ny Fitorianao. Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 226-229. Ataovy fampisehoana ny hevitra iray na roa.
10 min: Inona no Lesona Raisintsika? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao aloha ny mpanatrika hamaky ny Lioka 10:1-4, 17. Diniho avy eo hoe ahoana no azo ampiharana an’io fitantarana io eo amin’ny fanompoana.
Hira 57 sy Vavaka