Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 5 Mey
HERINANDRON’NY 5 MEY
Hira 33 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 6 § 16-21, efajoro p. 65 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Eksodosy 23-26 (10 min.)
No. 1: Eksodosy 25:1-22 (4 min. na latsaka)
No. 2: Tsy Lazain’ny Baiboly hoe Nitandrina ny Sabata i Adama—rs p. 368 § 3–p. 369 § 1 (5 min.)
No. 3: Fotoam-pitsapana—jv p. 69 § 3–p. 71 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Manolora Gazety Amin’ny Volana Mey. Lahateny misy fiaraha-midinika. Ataovy fampisehoana aloha ny fanolorana an’ireo gazety, ka ampiasao ireo fomba fitory modely roa eto amin’ity pejy ity. Iaraho midinika hatramin’ny farany avy eo ireo fomba fitory modely. Eo am-pamaranana, dia asao ny mpanatrika hamaky tsara an’ireo gazety sy hazoto hizara azy ireo.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Ahoana no Nampiharantsika Azy? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hilaza ny soa noraisiny rehefa nampihatra ny soso-kevitra ao amin’ilay lahatsoratra hoe “Hatsarao ny Fanompoanao: Namana Mahay Manampy.” Asao izy ireo avy eo hitantara zavatra mampahery mifandray amin’izany.
Hira 103 sy Vavaka