Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 10 Novambra
HERINANDRON’NY 10 NOVAMBRA
Hira 99 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 15 § 20-23, efajoro p. 157 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Deoteronomia 19-22 (10 min.)
No. 1: Deoteronomia 22:20-30 (4 min. na latsaka)
No. 2: Hanao Ahoana ny Fifandraisan’ny Olona Iray Amin’Andriamanitra Raha Manota Izy?—rs p. 141 § 2–p. 142 § 1 (5 min.)
No. 3: Fanajana ny Aina sy Fitandroana ny Fahadiovan’ny Fandaminana—jv p. 183 § 2–p. 187 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fanadinadinana ny Mpiandraikitra ny Fanompoana. Inona avy ny andraikitrao? Inona ny tanjonao rehefa mitsidika andia-mpitory? Inona no tokony hataon’ny mpitory raha te handray soa izy ireo rehefa mitsidika ianao? Rehefa misy mpitory mila fanampiana satria te hahay hitory izy na hanao fiverenana mitsidika na hampianatra Baiboly, dia ahoana no ataonao?
20 min: “Hatsarao ny Fanompoanao: Miezaha Haneho Fiahiana.” Lahateny misy fiaraha-midinika. Rehefa avy mandinika an’ilay lahatsoratra, dia asio fampisehoana roa. Voalohany: Mpitory mametraka ny zavatra atolotra amin’ny volana, nefa tsy miahy an’ilay olona itoriany. Faharoa: Averina ilay fampisehoana, fa miahy an’ilay olona ilay mpitory.
Hira 84 sy Vavaka