Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 3 Aogositra
HERINANDRON’NY 3 AOGOSITRA
Hira 63 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 28 § 10-17 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Mpanjaka 18-20 (8 min.)
No. 1: 1 Mpanjaka 18:30-40 (3 min. na latsaka)
No. 2: Nandrisika Azy Ireo Hitory ny Fankasitrahana—jv p. 409 § 1–p. 414 § 3 (5 min.)
No. 3: Inona ny Torohevitry ny Baiboly ho An’ny Ankizy?—igw p. 27 § 1-2 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny Volana: ‘Mandehana ataovy mpianatra ny olona.’—Mat. 28:19, 20.
10 min: Manolora Gazety Amin’ny Volana Aogositra. Fiaraha-midinika. Ataovy fampisehoana aloha ny fanolorana an’ireo gazety, ka ampiasao ireo fomba fitory modely. Iaraho midinika hatramin’ny farany izany avy eo.
10 min: Mandraisa Soa avy Amin’ny Fandinihana ny Soratra Masina Isan’andro. Fiaraha-midinika. Asio lahateny dimy minitra aloha, miorina amin’ny andinin-teny ho an’ny taona 2015. Anontanio avy eo ny mpanatrika hoe isaky ny inona izy ireo no manao teny vakina. Ampirisiho izy ireo hampiasa tsara ny Fandinihana ny Soratra Masina Isan’andro.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
Hira 26 sy Vavaka