Fampandrenesana
◼ Zavatra atolotra amin’ny Oktobra: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Novambra sy Desambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? na iray amin’ireto taratasy mivalona ireto: Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?, Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?, Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?, Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?, Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?, Mbola ho Velona Indray ve ny Maty?, ary Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any? Janoary: Mihainoa An’Andriamanitra, na Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao, na Vaovao Tsara Natao ho Anao!