FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 10/15 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2014
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
km 10/15 p. 4

Fomba Fitory Modely

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Novambra

“Rehefa misy firenena roa miady, dia samy mieritreritra ny andaniny sy ny ankilany hoe momba azy Andriamanitra. Araka ny hevitrao, mankasitraka ny ady ve Andriamanitra? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity Tilikambo Fiambenana ity hoe nahoana Andriamanitra no niady taloha, ary ahoana no hanafoanany tanteraka ny ady amin’ny hoavy.” Vakio ny Salamo 46:9, ary atolory ireo gazety.

Mifohaza! Novambra

“Olona an-tapitrisany no sahiran-tsaina satria mihatsaravelatsihy ny ankamaroan’ny fivavahana sady mampianatra zavatra diso. Raha izany no mitohy, mbola ho betsaka ihany ve ny olona tia fivavahana, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity gazety ity fa efa nilaza ny Baiboly ao amin’ny Apokalypsy hoe olona maro no hiala amin’ny fivavahan-diso ankehitriny, ary horavana tanteraka izy io amin’ny hoavy.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara