FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 5/11 p. 4
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 5/11 p. 4

Fomba Fitory Modely

Hanombohana Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana Jona

“Efa noeritreretinao ve hoe nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny zavatra ratsy sy ny fijaliana? [Avelao izy hamaly.] Ity misy hevitra mahaliana momba izany.” Vakio ireo fehintsoratra eo ambanin’ny fanontaniana 1, eo amin’ny pejy 16 amin’ny Tilikambo 1 Mey. Mamakia andininy iray. Atolory ireo gazety, ary manaova fotoana mba hamaliana ny fanontaniana manaraka.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Mey

Vakio ny Salamo 37:10, 11. Milazà hoe: “Araka ny hevitrao, tsy ho ela ve dia ho tanteraka izany, ary isika izao mihitsy no hahita azy? [Avelao izy hamaly.] Manazava faminaniana enina tanteraka amin’izao fotoana izao ity gazety ity. Porofoin’izany fa tsy ho ela dia ho tanteraka ilay fampanantenana novakintsika teo.”

Mifohaza! Mey

“Misy milaza fa avy amin’ny biby ny olona, saingy lasa nivoatra be. Mitombina ve izany aminao? [Avelao izy hamaly. Vakio ny Salamo 139:14.] Mbola tsy nahalala firy momba ny vatan’olombelona ny mpanao salamo. Efa betsaka anefa ny zavatra fantatsika izao, anisan’izany ireo lafiny mampiavaka antsika amin’ny biby. Manazava izany ity gazety ity.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara