FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Febroary p. 6
  • 22-28 Febroary

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 22-28 Febroary
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Febroary p. 6

22-28 Febroary

NEHEMIA 12-13

  • Hira 106 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Lesona avy Amin’ny Bokin’i Nehemia”: (10 min.)

    • Ne 13:4-9: Aza miaraka amin’ny naman-dratsy (w13 15/8 4 § 5-8)

    • Ne 13:15-21: Ny fanompoana no ataovy ambony noho ny vola sy fananana (w13 15/8 5-6 § 13-15)

    • Ne 13:23-27: Asehoy foana fa tena Kristianina ianao (w13 15/8 6-7 § 16-18)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ne 12:31: Inona no mety ho nahatsara an’ilay hoe nisy antoko mpihira roa, araka ny hevitrao? (it “Mozika”: “Karazana mozika resahin’ny Baiboly” § 5)

    • Ne 13:31b: Inona no nangatahin’i Nehemia tamin’i Jehovah? (w11 1/2 14 § 3-5)

    • Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?

    • Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?

  • Famakiana Baiboly: Ne 12:1-26 (4 min. na latsaka)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Mametraha fanasana Fahatsiarovana. Tsy dia liana ilay olona.

  • Fitoriana: (4 min. na latsaka) Mametraha fanasana Fahatsiarovana sy Tilikambo Fiambenana. Tena liana ilay olona. Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) Hazavao amin’ilay mpianatra ny Fahatsiarovana. Ampiasao ny boky Ampianarina, pejy 206-208. Resaho aminy izay azonao anampiana azy, mba ho afaka hanatrika izy amin’io.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 5

  • “Ny Olona Rehetra Mihitsy no Asao Hanatrika Fahatsiarovana!”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Resaho izay hataon’ny fiangonana mba hamitana ny faritany. Alefaso ilay video momba ny Fahatsiarovana, rehefa mandinika an’ilay hoe “Inona avy no azonao atao?” Ampirisiho ny rehetra hanao izay vitany amin’io ezaka manokana io, ary hanampy an’izay rehetra liana. Asio fampisehoana iray.

  • Fianarana Baiboly: ia toko 9 § 14-24, famerenana (30 min.)

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 147 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara