FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb16 Febroary p. 6
  • Lesona avy Amin’ny Bokin’i Nehemia

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lesona avy Amin’ny Bokin’i Nehemia
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Mitovitovy Aminy
  • Efa Nohamasinina Ianareo
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Tobia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Nehemia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Eliasiba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
mwb16 Febroary p. 6

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | NEHEMIA 12-13

Lesona avy Amin’ny Bokin’i Nehemia

Niaro ny fivavahana marina i Nehemia sady tena nafana fo

13:4-9, 15-21, 23-27

Nehemia, manipy ny entan’i Tobia any ivelan’ny efitra fisakafoana, eo an-tokotanin’ny tempoly
  • Tsy mpanompon’i Jehovah sady mpanohitra i Tobia, nefa nataon’i Eliasiba mpisoronabe namana

  • Nomen’i Eliasiba efitra fisakafoana teo an-tokotanin’ny tempoly i Tobia

  • Natsipin’i Nehemia tany ivelany daholo ny entan’i Tobia. Nodioviny avy eo ilay efitra, ary naveriny daholo ny entana tao taloha

  • Niezaka nanala an’izay zavatra ratsy tao Jerosalema i Nehemia

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara