Azo Jerena ao Amin’ny JW Library sy ao Amin’ny JW.ORG
FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO
Misionera “any Amin’ny Faritra Lavitra Indrindra Amin’ny Tany”
Maherin’ny 3000 ny misionera maneran-tany. Avy aiza ny vola anampiana azy ireo?
HO AN’NY FIANAKAVIANA
Aza Mieritreritra Asa Intsony Rehefa any An-trano
Tsy tianao hanelingelina ny fotoana tokony hiarahanao amin’ny vadinao ve ny asanao? Misy soso-kevitra dimy afaka manampy anao ao.
FITANTARANA MOMBA NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH
Nisy Telozoro Volomparasy ny Akanjon’izy Ireo
Nahoana ny mpampianatra ao amin’ny sekoly iray no lasa miresaka momba ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mampianatra momba ny olona nampijalina tany amin’ny toby fitanan’ny Nazia?