Pejy Faharoa
Fampianarana Manatsara ny Fiainana 3-11
Vakio ny amin’ny ezaka manokana eo amin’ny fampianarana izay manantitrantitra ny fitsipi-pitondran-tena mahasoa sy manome antoka ny amin’ny fananana fiainana tsara kokoa ary manome fanantenana azo antoka ny amin’ny hoavy.
Yellowstone — Ambohipihaonan’ny Rano sy ny Vato ary ny Afo 14
Diniho ireo zavaboary mahatalanjona hita ao amin’io valam-pirenena io.
Fankalazana ny Fiadanana fa Tsy ny Ady 22
Fantaro ny antony nandaozan’ny mpanakanto iray ny asany izay nahitana fahombiazana.