Pejy Faharoa
Ho Salama Tsara ve ny Rehetra Indray Andro Any? 3-10
Napetraky ny Fikambanana Iraisam-pirenena Momba ny Fahasalamana ho zava-kendrena ny hoe hanana “fahasalamana antoniny ny mponina maneran-tany”. Ho vitan’ny fitsaboana ve izany?
Ahoana no Ifandraisako Akaiky Kokoa Amin’i Dadabe sy i Bebe? 11
Fantaro ireo fomba mahomby sasany azonao arahina, mba hananana sy hihazonana fifandraisana akaiky amin’ny dadabe sy bebenao.
Lalana Samy Hafa Mankany Amin’Andriamanitra ve ny Fivavahana Rehetra? 30
Olona an-tapitrisany maro no manaiky izany. Inona no lazain’ny Baiboly?