FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g01 8/11 p. 30
  • Avy Amin’ny Mpamaky

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Avy Amin’ny Mpamaky
  • Mifohaza!—2001
  • Mitovitovy Aminy
  • Dengue — Fanaviana avy Amin’ny Kaikitra
    Mifohaza!—1998
  • Mampidi-doza ny Dengue
    Mifohaza!—2011
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—2001
  • Avy Amin’ny Mpamaky
    Mifohaza!—2001
Hijery Hafa
Mifohaza!—2001
g01 8/11 p. 30

Avy Amin’ny Mpamaky

Lahatsoratra Mamonjy Aina Nitsidika lehilahy iray nantsoina hoe Lenny izahay. Nilaza izy fa namonjy ny ain’ny zana-drahalahiny ilay lahatsoratra hoe “Dengue—Fanaviana avy Amin’ny Kaikitra.” (8 Aogositra 1998) Efa andro maromaro ilay zaza no nanavy, ary nisy nibontsimbontsina kely tamin’ny hodiny. Tsy niraika anefa ny ray aman-dreniny fa nihevitra ilay izy ho kitrotro fotsiny. Tsaroan’i Lenny ilay lahatsoratra ka nojereny indray ilay gazety, ary novakiny ny momba ireo soritr’aretin’ny dengue. Nandresy lahatra ireo ray aman-dreny izy, mba hitondra an’ilay zaza tany amin’ny hopitaly. Nohamafisin’ny dokotera fa tena voan’ny dengue mampivoa-dra tokoa ilay zaza. Nidera ny Mifohaza! i Lenny noho ny namonjeny ilay zana-drahalahiny, ary nanaiky hianatra Baiboly izy tatỳ aoriana.

J.M.L., Philippines

Mangala-dia Amin’ny Alina Misaotra anareo noho ilay lahatsoratra hoe “Manontany ny Tanora Hoe... Fa Inona no Maha Ratsy ny Mangala-dia Amin’ny Alina?” (8 Martsa 2001) Mampalahelo ahy ireo tanora kristianina tsy dia malina loatra. Nangala-dia tamin’ny alina mba hamonjy alim-pandihizana ny ankizivavy iray ka nisy nametaveta, ary tsy nisy namonjy azy. Mba ampitandremo foana re ireo tanorantsika e!

J. N., Etazonia

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara