FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g 6/09 p. 1-2
  • Loha Hevitra ato Anatiny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Loha Hevitra ato Anatiny
  • Mifohaza!—2009
  • Mitovitovy Aminy
  • Tsy Tena Mamaha Olana ny Fanalana Zaza
    Mifohaza!—2009
  • Manana ny Valiny ve Ireny Fivavahana Ireny?
    Mifohaza!—1993
  • Ny Fanalana Zaza — Io ve no Vahaolana?
    Mifohaza!—1995
  • Indray mitopy maso amin’ny vaovao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1991
Hijery Hafa
Mifohaza!—2009
g 6/09 p. 1-2

Loha Hevitra ato Anatiny

Jona 2009

Mety sa tsy Mety ny Manala Zaza?

Rahoviana no tena manomboka ny fiainana? Mahavariana ny valiny omen’ny Baiboly sy ny teknolojia farany indrindra.

3 Tsy Tena Mamaha Olana ny Fanalana Zaza

5 Rahoviana no Manomboka ny Fiainana?

6 Inona no Nanampy Azy Ireo Tsy Hanala Zaza?

10 Mankarary ve ny Tara-masoandro?

12 Niafina Aho Rehefa Nandika Teny Nandritra ny 30 Taona

16 Plovdiv, Tanàna efa Nisy Hatry ny Ela

19 Manontany ny Tanora Hoe...

Ahoana no Andaminako ny Fotoanako?

28 Ampiofano Tsara ny Zanakao Dieny Mbola Kely

29 Topy Maso Eran-tany

30 Manan-jo Hisafidy ny Marary

31 Ahoana no Havalinao?

32 Fivoriamben’ny Vondrom-paritry ny Vavolombelon’i Jehovah “Miambena Hatrany!”

Tokony Hatahotra ny Maty ve Ianao? 22

Tena matahotra faty ny olona any amin’ny toerana maro maneran-tany. Nahoana? Inona no hanampy ny olona tsy hatahotra ny maty?

Ampirisihina Hitory ny Tanora Katolika 24

Ilay Andro Iraisam-pirenena ho An’ny Tanora 2008, no fotoan-dehibe nahitana olona be indrindra tany Aostralia. Olona 500 tapitrisa teo ho eo no nanaraka an’izany tamin’ny tele. Inona no nahariharin’iny fotoan-dehibe iny, momba ny finoan’ny tanora?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara