FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g20 No. 3 p. 16
  • Tsy Nanavakavaka Intsony Izy Ireo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsy Nanavakavaka Intsony Izy Ireo
  • Mifohaza!—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Miezaha Haneho Fitiavana
    Mifohaza!—2020
  • Tiako Hanjaka ny Rariny
    Manova Olona ny Baiboly
  • Afaka Mahazo Fanampiana Ianao
    Mifohaza!—2020
  • “Hafakely Ilay Fomba Fampianatra!”
    Mifohaza!—2016
Hijery Hafa
Mifohaza!—2020
g20 No. 3 p. 16

Tsy Nanavakavaka Intsony Izy Ireo

Jereo ao amin’ny jw.org/mg ny tantaran’ireto olona ireto sy ny tantara hafa.

Tena mpirahalahy

Johny sy Gideon miarahaba ankizikely eo ivelan’ny Efitrano Fanjakanan’ny Vavolombelon’i Jehovah.

Lasa mpinamana be i Johny sy Gideon na dia tsy mitovy aza ny volon-kodiny sy ny antoko politika nisy azy.

Jereo ao amin’ny jw.org/mg ilay video hoe Johny sy Gideon: Mpifahavalo Lasa Mpirahalahy.

“Tiako hanjaka ny rariny”

Rafika Morris.

Te hiady tamin’ny tsy rariny i Rafika, ka niditra tamina fikambanana iray. Rehefa nanatrika ny fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah anefa izy, dia nahita olona tena niray saina. Izay mihitsy ilay notadiaviny.

Jereo ao amin’ny jw.org/mg ilay video hoe Rafika Morris: Tiako Hanjaka ny Rariny.

Nandresy ny fankahalana izy ireo

Sary: 1. Lehilahy arabo iray mandeha an-tongotra miaraka amin’ny lehilahy iray hafa, ary mifampiresaka izy ireo. 2. Lehilahy jiosy iray faly miaraka amin’ny namany.

Inona no nanampy ny Arabo iray sy ny Jiosy iray tsy hifankahala intsony?

Jereo ao amin’ny jw.org/mg ilay video hoe Rahoviana no Hanjaka ny Fitiavana ary ho Resy ny Fankahalana?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara