FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • lfb p. 202-203
  • Fampidirana ny Fizarana 13

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampidirana ny Fizarana 13
  • Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mitovitovy Aminy
  • Fampidirana ny Fizarana 11
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Fampidirana ny Fizarana 12
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Fampidirana ny Fizarana 3
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Fampidirana ny Fizarana 1
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
lfb p. 202-203
Jesosy, manasa ny tongotry ny apostoly

Fampidirana ny Fizarana 13

Tonga tetỳ an-tany i Jesosy mba hanome ny ainy hamonjena ny olona tsy lavorary. Nandresy an’izao tontolo izao izy, na dia maty aza. Tsy nivadika tamin’io Zanany io i Jehovah ka nanangana azy. Nanetry tena foana i Jesosy, sady nanampy olona sy namela heloka, mandra-pahafatiny. Niseho tamin’ny mpianany izy rehefa natsangana. Nasainy nanao asa tena lehibe anankiray ry zareo sady natorony hoe ahoana no fanaovana an’ilay izy. Raha manan-janaka ianao, dia ataovy azony hoe mila manao an’io asa io koa isika amin’izao.

TADIDIO IZAO:

  • Na inona na inona olana mahazo antsika, dia vitan’i Jehovah foana ny mandamina an’izany

  • Mazotoa manampy olona, hoatran’ny nataon’i Jesosy

  • Mifankatia ny tena Kristianina, ary izany no ahafantarana an-dry zareo

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara