FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Arioka”
  • Arioka

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Arioka
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Elasara
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kedorlaomera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sodoma
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Bera, I
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Arioka”

ARIOKA

(Ariôka).

1. Ilay mpanjakan’i Elasara nandray anjara tamin’ny fampitsaharana ny fikomian’i Sodoma sy Gomora sy ireo mpiray dina taminy. Niaraka tamin’i Kedorlaomera sy ny mpanjaka roa hafa izy tamin’io, ary nentin’izy ireo ho babo i Lota sy ny ankohonany. Nanenjika azy ireo i Abrahama ka nahatratra azy ireo. Resiny i Arioka sy ireo mpiray dina taminy, ka novonjeny i Lota. (Ge 14:1-16; jereo KEDORLAOMERA.) Tsy fantatra mazava ny toerana nisy an’i Elasara.​—Jereo ELASARA.

2. Lehiben’ny mpiaro an’i Nebokadnezara. Nasaina namono ny olon-kendry rehetran’i Babylona i Arioka. Tsy vitan’izy ireo mantsy ny namantatra ny nofin’ny mpanjaka sy nilaza ny hevitr’ilay nofy. Raha vao hitan’i Arioka hoe fantatr’i Daniela ilay nofy, ary vonona hilaza ny heviny izy, dia “nentin’i Arioka haingana teo anatrehan’ny mpanjaka i Daniela.”​—Da 2:12-25.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara