FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Arpada”
  • Arpada

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Arpada
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Hamata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Sargona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Kalne
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Damaskosy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Arpada”

ARPADA

(Arpàda).

Tanànan’ny mpanjaka tany amin’ny faritra avaratr’i Syria. Miara-voatonona foana izy sy ny tanànan’i Hamata, ao amin’ny Baiboly. Misy mihevitra azy io ho Tell Erfad (Tell Rifʽat), 30 km eo ho eo avaratra avaratrandrefan’i Alep. Teo amin’ny lalana mianatsimo mankany Hamata sy Damaskosy no nisy azy, ka notafihin’ny Asyrianina matetika. Resin’i Tiglato-pilesera III izy io, ary avy eo resin’i Sargona II. Nasain’i Sankeriba, zanakalahin’i Sargona, niresaka momba ny niafaran’i Arpada àry i Rabsake mpitondra teniny, rehefa nandrahona an’i Jerosalema tamin’ny 732 T.K. Porofo, hono, izany fa tsy nahatohitra ny herin’i Asyria ny andriamanitr’ireo firenena. (2Mp 18:34; 19:12, 13; Is 36:19; 37:12, 13) Efa nilaza i Isaia mpaminany fa hieboebo toy izany ny Asyrianina. (Is 10:9) Naminany koa i Jeremia fa ho menatra sy kivy i Hamata sy Arpada satria handre “vaovao ratsy”, izay azo inoana fa momba an’ireo fandresen’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona.​—Je 49:23.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara