FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Asdodita”
  • Asdodita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Asdodita
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Asdoda
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Kaslohima
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Filistia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1995
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Asdodita”

ASDODITA

(Asdòdita) [An’i Asdoda].

Mponin’i Asdoda tanàna filistinina. (Js 13:3) Taranak’i Hama avy tamin’i Mizraima sy Kaslohima izy ireo, toy ny Filistinina hafa ihany. Toa nonina tao amin’ny nosy Kreta izy ireo, vao nifindra nankany Kanana.​—Ge 10:6, 13, 14; Am 9:7; jereo ASDODA; FILISTIA, FILISTININA.

Antsoina hoe “asdodita” koa ny fiteniny, araka ny Nehemia 13:24. Tsy voarakitra an-tsoratra anefa ny fiteniny, ka tsy hay raha teny filistinina ihany ilay izy, na tenim-paritra hafa nolovany tamin’ireo firenena nifehy azy nandritra ny taonjato maro.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara