FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Bala-hermona”
  • Bala-hermona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Bala-hermona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Hermona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Senira
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Siona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Siriona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Bala-hermona”

BALA-HERMONA

(Bàla-hermôna) [Tompon’i Hermona].

Anarana hita ao amin’ny Mpitsara 3:3 sy 1 Tantara 5:23. Lazain’ny Mpitsara 3:3 fa nonina tao ireo Sidonianina sy Hivita tsy resin’ny Israelita. Antsoina hoe “tendrombohitra Bala-hermona” izy io ao. Maro no mihevitra azy io ho ny Tendrombohitra Hermona, na ny tandavan-tendrombohitra Amana, na ny ampahany aminy. Tononin’ny 1 Tantara 5:23 miaraka amin’i Senira sy ny Tendrombohitra Hermona ary ny faritr’i Basana i “Bala-hermona”, mba hamaritana ny tanin’ny antsasaky ny fokon’i Manase. Mety ho tanàna na toerana tany akaikin’ny Tendrombohitra Hermona àry izy io, nefa mety ho ny faritra be tendrombohitr’i Hermona koa.​—Jereo HERMONA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara