FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Senira”
  • Senira

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Senira
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Siona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hermona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Bala-hermona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Siriona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Senira”

SENIRA

(Senìra).

Anarana niantsoan’ny Amorita ny Tendrombohitra Hermona. (De 3:9) Milaza ny 1 Tantara 5:23 hoe: “Senira ary ny Tendrombohitra Hermona.” Mety ho nantsoina hoe Senira koa àry ny ampahany tamin’ny tandavan-tendrombohitra misy an’i Hermona, na Tandavan-tendrombohitra Amana (Anti-Liban). Be hazo zenevrie fanaovana hazo fisaka tany Senira. (Ezk 27:5) Fonenan’ny liona sy ny leopara koa tany. (To 4:8) Misy soratra asyrianina milaza an’i Senira (Sa-ni-ro) ho “tendrombohitra iray mifanatrika amin’i Libanona.”​—Soratra Momba An’i Israely sy ny Tany Manodidina Azy, nataon’i J. Pritchard, 1974, p. 280; jereo HERMONA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara