FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Siriona”
  • Siriona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Siriona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Senira
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Hermona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Bala-hermona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Siona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Siriona”

SIRIONA

(Siriôna).

Siriona no niantsoan’ny Sidonianina fahiny ny Tendrombohitra Hermona, fa ny Amorita kosa niantso azy io hoe Senira. (De 3:9) Niresaka momba an’i Siriona ireo soratra hita tany Ogarita, tany Ras Shamra, eo amin’ny morontsiraka avaratr’i Syria. Vao mainka izany manamafy fa marina ny Baiboly. Nanondro ampahany voafaritra tsara tamin’ny Tendrombohitra Hermona angamba ny hoe Siriona, toa an’i Senira ihany. (Ampit. 1Ta 5:23.) Manonona an’i Libanona sy Siriona ny Salamo 29:6. Misy àry mihevitra an’i Siriona ho ny Tandavan-tendrombohitra Amana (Anti-Liban).​—Jereo HERMONA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara