BEN-HAILA (Bèn-haìla). Iray tamin’ireo andriana dimy nasain’i Josafata Mpanjaka nampianatra ny mponin’i Joda momba ny Lalàna, tamin’ny taona fahatelo nanjakany.—2Ta 17:7, 9.