BETI-SEMITA
(Bèti-semìta) [An’i Beti-semesy].
Mponina tany Beti-semesy, tany Joda. Voalaza fa Beti-semita i Josoa, tompon’ilay saha nisy an’ilay “vato be” nametrahana ny Vata misy ny fifanekena. Lasa tazan’ny besinimaro teo ambonin’io vato io ilay Vata rehefa avy nalefan’ny Filistinina tamin’ny sarety.—1Sa 6:14, 18.