BONA (Bòna) [fanafohezana ny hoe Benaia, izay midika hoe “Nanorina i Jehovah”]. Zanakalahin’i Jeramela avy amin’ny fokon’i Joda.—1Ta 2:3, 25.