FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Kalno”
  • Kalno

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kalno
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Kalne
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Karkemisy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tiglato-pilesera (III)
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Menahema
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Kalno”

KALNO

(Kalnò).

Anisan’ny tanàna nireharehan’ny Asyrianina fa ho resiny sy tsy hahatohitra azy, araka ny hita ao amin’ny faminanian’i Isaia. (Is 10:5, 9-11) Mihevitra ny ankamaroan’ny manam-pahaizana fa fomba hafa anoratana ny hoe Kalne ny hoe Kalno. (Am 6:2) Ampiarahin’ny Baiboly i Kalno sy Karkemisy ka mifanaraka amin’ny toerana nolazaina fa nisy an’i Kalne izany. Voalaza mantsy fa i Kalne dia ilay Kollani, eo anelanelan’i Karkemisy sy Alep, ary resahin’ny asa soratra asyrianina. Nandresy an’io Kollani io i Tiglato-pilesera III, velona tamin’ny andron’i Menahema mpanjakan’ny Israely.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara