KARSENA (Karsèna). Ilay voatonona anarana voalohany amin’ireo andriana fiton’i Media sy Persa. Nanontanian’i Ahasoerosy momba izay tokony hatao amin’i Vasty izy ireo, noho i Vasty tsy nankatò azy.—Es 1:14; jereo MEMOKANA.