FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Kerita, Lohasaha Falehan-driakan’i”
  • Kerita, Lohasaha Falehan-driakan’i

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kerita, Lohasaha Falehan-driakan’i
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Aravaha, Lohasaha Falehan-driaka Misy Hazo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Elia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Lohasaha Falehan-driaka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ahaba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Kerita, Lohasaha Falehan-driakan’i”

KERITA, LOHASAHA FALEHAN-DRIAKAN’I

(Kerìta) [Nohadina].

Lohasaha falehan-driaka tany atsinanan’i Jordana. Tany i Elia no niafina rehefa avy nilaza tamin’i Ahaba mpanjakan’ny Israely fa hisy hain-tany. Goaika no nanome sakafo azy tany. (1Mp 17:1-7) Tsy fantatra ny tena toerana nisy an’i Kerita.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara