FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Kosby”
  • Kosby

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kosby
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Zora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Zimry
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Finehasa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Balan’i Peora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Kosby”

KOSBY

(Kôsbỳ).

Zanakavavin’i Zora mpiadidy midianita. Novonoina i Kosby, tamin’ny fotoana nijangajangan’ny Israely sy nanompoany an’i Balan’i Peora ka nahafatesana Israelita 24 000. Nentin’i Zimry Simeonita tao amin’ny tranolainy i Kosby tamin’izay, ka nolefonin’i Finehasa izy sy Zimry, ary gorobaka hatrany amin’ny taovam-pananahan-dravehivavy. (No 25:1, 6-9, 15, 18) Novonoina koa ny rain’i Kosby taoriana kelin’izay.​—No 31:7.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara