DIONYSIO
(Diônysiô) [an’i Dionysos [andriamanitry ny divay]].
Mpitsara iray teny amin’ny Areopago tany Atena. Teny izy no nandre an’i Paoly niaro ny tenany ary lasa Kristianina.—As 17:34; jereo AREOPAGO.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.