FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “En-rimona”
  • En-rimona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • En-rimona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Aina, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Rimona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ampongabendanitra
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Beri-sheba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “En-rimona”

EN-RIMONA

(En-rimôna) [Loharanon’ny Hazo Ampongabendanitra].

Tanàna tany Joda, voaresaka taorian’ny sesitany, ary nonenan’ny taranak’i Joda. (Ne 11:25, 29) Ny hoe En-rimona, dia fitambaran’ny hoe Aina sy Rimona, izay resahin’ny Josoa 15:32 sy 19:7 ary ny 1 Tantara 4:32. Maro no milaza an’i En-rimona ho i Kirbet Omm er-Ramamin, tokotokony ho 15 km any avaratr’i Beri-sheba.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara