FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Efera”
  • Efera

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Efera
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Eliela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Abida
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Efaha, II
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Azriela
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Efera”

EFERA

(Efèra) [Zanaka [serfa]].

1. Zanakalahin’i Midianina, ary ny anarany no voatonona faharoa. Zafikelin’i Abrahama sy Ketora vadiny i Efera.​—Ge 25:2, 4; 1Ta 1:33.

2. Lehilahy iray tao amin’ny fokon’i Joda. Zanakalahin’i Ezra i Efera, ary ny anarany no voatonona fahatelo.​—1Ta 4:1, 17.

3. Iray tamin’izy fito lahy lohan’ny fianakaviambe tao amin’ny antsasaky ny fokon’i Manase. Voalaza fa natanjaka sy nahery fo ireo lohan’ny fianakaviambe ireo. Nivadika tamin’Andriamanitra ny taranak’izy ireo, ka navelan’i Jehovah hobaboin’ny mpanjakan’i Asyria.​—1Ta 5:23-26.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara