FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Famonoan-jiro”
  • Famonoan-jiro

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famonoan-jiro
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Fihazonana Lahin-jiro
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fitaovana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • B8 Ny Tempoly Naorin’i Solomona
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Varahina, Halimo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Famonoan-jiro”

FAMONOAN-JIRO

Avy amin’ny fototeny (zamar) midika hoe “manapaka; mandrantsana” ny teny hebreo hoe mezammeret izay nadika hoe “antsy” (Prot., Kat., DIEM, JM) na “famonoan-jiro” (TV). Misy mihevitra azy io ho toy ny hety fanapahana lahin-jiro. Ny hany fantatra anefa dia hoe vita tamin’ny volamena na varahina izy io, ary nampiasaina tamin’ny fanompoana tao amin’ny tempoly.​—1Mp 7:50; 2Mp 12:13; 25:14; 2Ta 4:22; Je 52:18.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara