GESANA
(Gesàna).
Iray amin’ireo zanakalahin’i Jeday, ary ny anarany no voatonona fahatelo. Avy amin’ny fokon’i Joda izy, ary anisan’ny taranak’i Kaleba.—1Ta 2:47.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.