JEDAY (Jedày). Nanan-janaka enin-dahy izy, ary hita ao amin’ny lisitry ny taranak’i Kaleba zafiafin’i Joda ny anaran’izy ireo. Tsy voalaza hoe mpifaninona i Jeday sy Kaleba.—1Ta 2:3, 42, 47.