FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hamata-zoba”
  • Hamata-zoba

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hamata-zoba
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Zoba
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Jeriko
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2015
  • Ny ady tao Jeriko — Angano sa zava-nisy?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1990
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hamata-zoba”

HAMATA-ZOBA

(Hamàta-zòba).

Toerana azon’i Solomona, ka toa io no hany fanafihana nataony resahin’ny Soratra Masina. (2Ta 8:3) Tsy fantatra ny tena toerana nisy an’i Hamata-zoba. Mety ho fanjakana nifanakaiky i Hamata sy Zoba (ampit. 1Ta 18:9; 2Ta 8:4), ka avy amin’izay ilay anarana nakambana hoe “Hamata-zoba.” Miresaka momba ny toerana roa nifanakaiky toy izany, ohatra, ny 1 Tantara 6:78. Ny teny hebreo tany am-boalohany ao amin’io andininy io dia midika ara-bakiteny hoe “Jordana Jeriko” na “Jordanan’i Jeriko”, saingy matetika izy io no nadika hoe “Jordana tany akaikin’i Jeriko” (TV) sy hoe “Jordana, tandrifin’i Jeriko.”​—1Ta 6:63, Prot.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara