FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-1 “Hamata”
  • Hamata

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hamata
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mitovitovy Aminy
  • Hamota-dora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hamona
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Naftaly
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Fanandroana tao anatin’ireo synagoga hoe?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1987
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
it-1 “Hamata”

HAMATA

(Hamàta).

1. “Razamben’ny” taranak’i Rekaba sady razamben’ny Kenita sasany.​—1Ta 2:55.

2. [Toeran’ny (Loharano) Mafana]. Tanàna voaro mafin’ny fokon’i Naftaly. (Js 19:32, 35) Maro no mihevitra azy io ho i Hammam Tabariyeh (Hame Teveriya), eo atsimo kelin’i Tiberiasy, eo amin’ny morony andrefan’ny Ranomasin’i Galilia. Azo inoana fa avy amin’ilay loharano misy solifara ao ny anaran’i Hamata. Mihevitra ny ankamaroan’ny manam-pahaizana fa anaran’i Hamata koa ny hoe Hamota-dora (Js 21:32) sy ny hoe Hamona. (1Ta 6:76) Raha marina izany, dia tanànan’ny Levita koa izy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara